Ny Baiboly
  • Subscribe to RSS

Return to Blog

Salamo 117

< Salamo 117 >

 

Fiantsoana izao firenena rehetra izao hidera an’ i Jehovah

1 Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.

2 Fa lehibe ny famindrampony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.

Pingbacks

0 Comments

Add Comment
 

Add your comment

To add a comment you need to login or register.