| APRILY |
MAY |
JONA |
1- Fibebahana, fahotana, alahelo
|
1-Esory ity kapoaka ity, nefa(...)
|
1- Ilay mpisarika olona
|
| 2- Fiaken-kelok'i Farao |
2- Fiarovana amin'ny famelazan'i Satana |
2- Rehefa mifarana ny ady |
| 3- Nahoana no mitanondrika ianao |
3- Kristy, fanamasinana antsika |
3- Fahafahana ao amin'ny fanahy |
| 4- Mahatonga hazo fijaliana ny finoana |
4- Natsangana ho amin'ny fiainam-baovao |
4- Rehefa ny Fanahy no miteny |
| 5- Inona no mitaona hibebaka? |
5- Toky sahady |
5- Ny Fanahy sy ny Teny |
| 6- Inona no manakan-dalana? |
6- Tsy tokony hampisalasala izany |
6- Ny herin'ny Teny |
| 7- Ny asa aman-draharaha mahazatra |
7- Vonjena amin'ny alalan'ny Filazantsara |
7- Izay ataon'ny Fanahy |
| 8- Nifarana ny tantaran'i Joba |
8- Zava-dehibe ny fifikirana |
8- Teny fiainana |
| 9- Fiainana feno |
9- Loharanon'ny fiainana |
9- Mamonjy ny olona ny Teny |
| 10- Tohan'aina |
10- Voaisy tombokase ny anarany |
10- Tarihin'ny Fanahy |
| 11- Kristy fiainantsika |
11- Famantarana ny fanamasinana |
11- Hatsaram-panahy miasa |
| 12- Voaforona mba hanao asa tsara |
12- Marina sady afaka |
12- Ny fandresena |
| 13- Zavatra fototra tsy azo avela |
13- Ao amin'i Kristy sy ao amin'ny Fanahy |
13- Ny ifantohan'ny fitokisantsika |
| 14 - olom-baovao |
14- Voavonjin'ny fahamarinana |
14- Ny herin'ny Fanahy Masina |
| 15- Mitafy toetra vaovao |
15- Manamasina Andriamanitra |
15- Ny fanahy tiany ho hita |
| 16- Ampaherezo ireo rahalahinao |
16- Nanomboka Izy ary hanatanteraka |
16- Fahasahiana Masina |
| 17- Vatolampy, toky mafy orina |
17- Ny fiainan'i Kristy ao anatinao |
17- Fahasahiana noho ny fanatrehany |
| 18- Fahateraham-baovao |
18- Olombelona ihany isika |
18- Ny fivavahana tian'ny besinimaro |
| 19- Ny fomba hitomboana ao aminy |
19- Azon'Andriamanitra ampiasaina |
19- Zaza ara-panahy |
| 20- Ny olona nateraka indray |
20- Tsy misy toerana ho an'i avonavona |
20- Nampian'ny fanahy |
| 21- Notsaraina Izy |
21- Rehefa lavo ianao |
21- Vokatry ny fanahy |
| 22- Nohomboana Izy |
22- Vonjy azo andrandraina isan'andro |
22- Ny fanahy tena ilaina |
| 23- Nitsangana Izy, nandresy |
23- Hery azo ampiasaina |
23- Vonton'ny fanahy |
| 24- Vita tombo-kavatsa ny tanany |
24- Tarigetry ny Kristianina |
24- Miaina amin'ny fitiavana |
| 25- Ny anton'izany rehetra izany |
25- Karazam-pahamarinana tsy izy |
25- Inona no atao hoe fitiavana |
| 26- Tsy manam-bola? |
26- Ny Kristianina manetry tena |
26- Ny zava-dehibe indrindra |
| 27- Mandresy lahatra ny Fanahy |
27- Ny antony nahatongavan'ny Fanahy |
27- Ambany ve ny tombam-bidinao |
| 28- Ny fitiavany ny fiangonana |
28- Sakaiza mandritra ny fiainana |
28- Mandroaka tahotra ny fitiavana |
| 29- Fotoan-dehibe fanavahana |
29- Fampanantenana ny Fanahy |
29- Ny fitiavana tena ilaina |
| 30- Mofon'ny lanitra |
30- Teo ny fanahy tamin'ny famoronana |
30- Ny oha-pitiavana fara-tampony |
| |
31- Mila Fanahy ny mpanota |
|