| JOLAY |
AOGOSITRA |
SEPTAMBRA |
1- Miandry an'i Jehovah
|
1-Mivonona ho amin'ny fiaviany
|
1- Tia anareo Izy
|
| 2- Havaozy ny saina |
2- Hiara-belona Aminy |
2- Epistily voasoratra |
| 3- Fahazavan'izao tontolo izao |
3- Mifalia, Mivavahà, Misaora |
3- Soloiny fifaliana |
| 4- Fahasoavana mahatalanjona |
4- Aza mamono ny Fanahy |
4- Mandrakizay ny didiny |
| 5- Maimaimpoana ny fahasoavany |
5- Izy no hanamasina anareo |
5- Efa navotany |
| 6- Fanamarinana ho an'ny olona rehetra |
6- Miaramila marin'i Kristy |
6- Fanahy mahery fa tsy osa |
| 7- Fiainam-baovao |
7- Vokatry ny Fanahy |
7- Ialao ny adi-hevitra foana |
| 8- Fahafahana omen'ny hazo fijaliana |
8- Lalana azo antoka |
8- Iray amin'ny fahalalana Azy |
| 9- Velona ao aminy |
9- Fitsaharana ao aminy |
9- Eo anilanao mandrakariva |
| 10- Atolory azy ny tenanareo |
10- Teny fahasoavana |
10- Mifalia amin'ny andro mahory |
| 11- Tsy andevo intsony |
11- Tanteraka ao Aminy |
11- Endrey ny fikarakarany |
| 12- Fiainana mandrakizay no omeny |
12- Ny tena tsara ho fantatra |
12- Noana sy mangetaheta ny fahamarinana |
| 13- Mitoetra ho mahatoky |
13- Fivavahana ankasitrahana indrindra |
13- Ranonoran'ny fanahy |
| 14 - Ataony miharihary ny fahamarinany |
14- Miantso ny Mpandresy Izy |
14- Mifalia amin'ny fanompoana Azy |
| 15- Fahendrena avy any ambony |
15- Fanorenana iray ihany |
15- Jehovah no mampitombo |
| 16- Adim-panahy |
16- Mifankazara amin'ny Tsitoha |
16- Tsy misy miafina aminy |
| 17- Tsy ho voaheloka |
17- Lalan'i Fanahy : Manafaka |
17- Manompo amin'ny fo |
| 18- Tsy hisy haharombaka |
18- Ny herin'ny Fanahy ao anaty |
18- Manatona ny Tompo |
| 19- Miaina sahady ny mandrakizay |
19- Velona tsy araky ny nofo |
19- Tsy mahamenatra ny filazantsara |
| 20- Raha mino ny zanaka |
20- Mpandova an'Andriamanitra |
20- Fifamelan-keloka aloha |
| 21- Jehovah no hitondra ny mavesatra |
21- Voninahitra tsy manan-tsahala |
21- Miraisa saina |
| 22- Misaora ny anarany mandrakariva |
22- Fanantenana voatahy |
22- Mahery ny Teniny |
| 23- Hilanja ny hazo fijaliana |
23- Ataony miara-miasa avokoa |
23- Kristianina, fanasin'ny tany |
| 24- Miady ny ady tsara |
24- Tsy hisy hahasaraka antsika |
24- Aoka hatoky mandrakariva |
| 25- Feno sy maimaimpoana ny famelany |
25- Izy no tena voaloboka |
25- Tandremo izay jeren'ny maso |
| 26- Ny didy lehibe indrindra |
26- Tsy mpanompo intsony fa sakaiza |
26- Mahafoy tena mandrakizay |
| 27- Fanantenana Azy |
27- Ho vokatra maharitra |
27- Iray amin'ny zava-drehetra |
| 28- Maty hanavotra antsika |
28- Tsy an'izao tontolo izao |
28- Nofidiny hampitandrina ny lalàny |
| 29- Izay miandry antsika |
29- Ny Mpananatra no hanambara Ahy |
29- Fanetren-tena no sitrany |
| 30- Mitombo amin'ny fahamasinana |
30- Haren-danitra mandrakizay |
30- Manahaka ny mpampianatra |
31- Ho avy ny Tompo
|
31- Fiarovana ho antsika Izy |
|