NY BOKIN'NY APOKALIPSY
JANOARY - FEBROARY - MARTSA
TELOVOLANA VOALOHANY 2019
*Fiaraha-miasa tamin'ny Sampana Sekoly Sabata IOUC sy ny Trano Printy Advantista Soamanandrariny.
JANOARY - FEBROARY - MARTSA
TELOVOLANA VOALOHANY 2019
| Fampidirana | Ilay vaovao mahafaly avy any amin'ny Nosy Patmô | |
| Lesona 1 | Ny filazantsara avy tamin'i Jaona tany Patmô |
29/12 - 04/01 |
| Lesona 2 | I Jesosy teo afovoan'ny fanaovan-jiro fito |
05/01 - 11/01 |
| Lesona 3 | Ny hafatr'i Jesosy ho an'ny fiangonana fito |
12/01 - 18/01 |
| Lesona 4 | Mendrika ny haka ilay boky ny Zanak'ondry |
19/01 - 25/01 |
| Lesona 5 | Ireo tombokase fito |
26/01 - 01/02 |
| Lesona 6 | Ireo 144.000, sy tombokasen'Andriamanitra |
02/02 - 08/02 |
| Lesona 7 | Ireo trompetra fito |
09/02 - 15/02 |
| Lesona 8 | Satana, fahavalo efa resy |
16/02 - 22/02 |
| Lesona 9 | Satana sy ireo mpiara-dia aminy roa |
23/02 - 01/03 |
| Lesona 10 | Ny filazantsara mandrakizay |
02/03 - 08/03 |
| Lesona 11 | Ny loza fito farany |
09/03 - 15/03 |
| Lesona 12 | Ny fitsarana an'i Babilôna |
16/03 - 22/03 |
| Lesona 13 | Indro havaoziko ny zavatra rehetra |
23/03 - 29/03 |
*Fiaraha-miasa tamin'ny Sampana Sekoly Sabata IOUC sy ny Trano Printy Advantista Soamanandrariny.